|
|
|
|

Entry1  fahizay
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taloha, fahiny, hatrany hatrany
Explanations in English  4  [1.2] At that time.
5  [1.7] in former times; in those times
Explanations in French  6  [1.3#136] dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps
Examples  7  [2.113#] Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay.
8  [2.445#] Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay.
Vocabulary  9  Time
Elementary words  10  faha, izay
Synonyms  11  fahizany, fehizay
Compound words 
Titles  13  Antananarivo fahizay : fomba na toetra amam-panaon' ireo olona tety tamin' izany (Rainitovo)

Anagrams  14  fahizay, hifiaza

Updated on 2025/01/21