|
|
|
|

Entry (1/3)1  izay
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay
Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara
Explanations in English  4  [1.7] who, whom, which, that
Explanations in French  5  [1.8] qui, que, à qui, à quoi
Compound words 
Titles  37  Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Tables and plates  38  All the pronouns

Entry (2/3)39  izay
Part of speech  40  adverb [Full list]
Explanations in English  41  [1.7] now
Explanations in French  42  [1.8] maintenant
Analogs  43  izay tratra
Compound words 

Entry (3/3)46  izay
Part of speech  47  interjection [Full list]
Explanations in English  48  [1.7] exclamation of approval; that's it !
Explanations in French  49  [1.8] c'est bien cela !

Anagrams  50  aizy, izay

Updated on 2025/03/04