Entry | 1 aleo ... toy izay |
Elementary words | 2 aleo, toy, izay |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso |
Explanations in English |
5 [1.7] better ... than |
Explanations in French |
6 [1.8] mieux vaut... que |
Updated on 2024/12/07 |