Entry (1/3) | 1 toy |
Part of speech | 2 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala Mody: Manao toy ny mitomany (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) |
Explanations in English |
4 [1.7] like, similar to; (distinguish from toa) |
Explanations in French |
5 [1.8] comme, semblable |
Examples |
6 Tianao toy ny inona ange aho? [2.131] 7 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4#7] |
Derivatives |
|
Analogs | 9 tahaka ny |
Compound words |
|
Titles | 22 Mamiko toy ny tantely : Fianarana mamaky teny (taona faharoa) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie) |
Entry (2/3) | 23 toy |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in English |
25 [1.17] kilalao |
Entry (3/3) | 26 toy |
Part of speech | 27 active verb |
Explanations in English |
28 [1.17] milalao |
Compound words |
|
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |