|
|
|
|

Entry1  toy ny
Elementary words  2  toy, ny
Part of speech  3  locution
Examples  4  Mafy toy ny vato ny foko! [2.508#298]
5  Mandeha izy toy ny hirebika [2.69#27]
6  Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy [2.117#116]
7  toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny [2.558]

Anagrams  8  intoy, itony, nioty, toy ny

Updated on 2023/05/08