Entry | 1 poa toy izay |
Elementary words | 2 poa, toy, izay |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [poatoizay] miaraka amin' izay, miaraka amin' ny vava [1.1#800] |
Explanations in English |
5 in an instant [1.7#422] |
Explanations in French |
6 [poa toa izay] le temps de dire Poa ou de cracher, en un instant [1.3#488] 7 en un instant, le temps de faire le bruit de cracher [2.415#6651] 8 immédiatement [1.8] |
Examples |
9 poa toy izay dia feno riaka ny lalana [2.117#28] 10 poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja [2.472] 11 poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany [2.442#50] 12 poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony [2.357#35] 13 poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna [2.445#20] 14 poa toy izay koa dia maty - poa toy izay koa no anoloana ny simba [2.332#80] 15 poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo. [2.470] 16 Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga [2.928] 17 Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana [2.285#297] |
Other spellings | 18 poatoaizay, poatoizay |
Updated on 2023/07/26 |