Entry 1/4 |
poa-
|
Part of speech | morphological form of poaka
|
Compound words |
|
|
Entry 2/4 |
poa
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | Teny enti-milaza ny feo heno rehefa mandrehoka [1.1]
|
Explanations in English | An interjection of dislike accompanied by spitting [1.2]
|
Explanations in French | Exprime le bruit fait en crachant [1.3]
|
Examples | Dia mandrora izy hoe: "Poa!"
[2.69]
|
Compound words |
|
|
Entry 3/4 |
poa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra:
Poa! ataoko inona akory iny! Teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asaina ariany io voarainy io:
Poa! maloto iny fa ario! [1.1]
|
Explanations in French | Terme de mépris: fi! fi donc! [1.3]
|
Examples | Poa toy izay anefa, injay.
[2.445]
|
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry 4/4 |
Poa
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Puah [2.996]
|
Explanations in French | Pua [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|