Entry | 1 ambarakizay |
Elementary words | 2 ambaraka, izay |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in English |
4 [1.2] for ever |
Explanations in French |
5 [1.3#27] toujours, éternellement |
Examples |
6 Fa ny famarinan' olona tapaka mihitsy ary lavin'ny Andriana sy ny olon'i Madagasikara tokoa ambarakizay, noho ny fanekena vita tamin'ny 1817 fahavelon-dRadama. [2.366] |
Updated on 2024/12/10 |