Entry | 1 ambaraka |
Part of speech | 2 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hatramin' ny, mandraka; (Ny mpampiankina ambaraka sy mandraka dia toy izao no fampiasa azy: anarana avy amin' ny matoanteny manomboka amin' ny f mandrakariva no atao eo aorianany izay manaraka ny lalàmpikambanan-teny: Ambarapahafaty (ambaraka fahafaty) fa tsy ambara-pahafatesana; ambara-piveriko (am-baraka fiveriko) fa tsy ambara-piverenako |
Explanations in English |
4 [1.2] until, till. This word is much used with the verbal nouns in f, the weak syllable -ka dropping out, and the f changing to p, as ambarapandehako, from ambaraka and fandeha. Ambaratonga, a ladder, is also derived from the same. |
Examples |
5 tefy vilany: anisan' ny taozavatra malagasy mbola an-joanina sy antoanina ambaraka ankehitriny, ary tsy ny lehilahy ihany fa ny vehivavy koa no mirotsaka amin' ny tefy vilany mahomby tokoa. [2.436#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/26 |