Entry | 1 ambaratonga |
Elementary words | 2 ambaraka, tonga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà |
Explanations in English |
5 [1.2] A ladder, steps, stairs; gradation. 6 [1.7] a step or degree in progress; a degree of honor or authority |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] hiérarchie 8 [1.3] les marches, degrés gradation 9 [1.8] grade, un degré dans la hiérarchie 10 [1.13] degré, niveau |
Examples |
11 Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra. [2.270] 12 Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra. [2.298] 13 ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana. [2.296] |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |