Entry | 1 z' inona |
Elementary words | 2 izay, inona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1] |
Explanations in English |
5 for tsinona [Provincial]
[1.2] 6 abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2] |
Explanations in French |
7 (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout) 8 comme tsinonTSInona [1.3] |
Examples |
9 zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena! [2.472#] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word z' inona |
Updated on 2023/12/09 |