|
|
|
|

Entry1  izaitratra
Elementary words  2  izay, tratra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1]
Examples  5  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471#]
Other spellings  6  izaytratra

Anagrams  7  izaitratra, izay tratra

Updated on 2023/06/14