Entry | 1 fahizany |
Elementary words | 2 faha, izany |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 taloha ela, fahiny [1.1] |
Examples |
5 Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245#] 6 Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#] 7 Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#] |
Synonyms | 8 fahizay, fehizay |
Tables and plates |
9 All the adverbs |
Updated on 2023/10/18 |