Entry | 1 fahizany |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] taloha ela, fahiny |
Examples |
4 [2.245#] Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. 5 [1.437#] Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. 6 [2.113#] Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. |
Elementary words | 7 faha, izany |
Synonyms | 8 fahizay, fehizay |
Anagrams | 9 fahizany, hifiazan |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |