Entry | 1 izany |
Root | 2 iny |
Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [1.1] |
Explanations in English |
5 that, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking [1.2] 6 that; those [1.7] |
Explanations in French |
7 ce, cet, cette 8 cela, celui-là, celle-là 9 voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3] 10 celui-là; ceux-là [1.8] |
Compound words |
|
Quotes | 15 Texts mentioning izany |
Tables and plates |
16 All the pronouns |
Anagrams | 17 izany, izina, ny azy |
Updated on 2023/11/07 |