|
|
|
|

Entry1  iny
Part of speech  2  pronoun
Derivatives 
3  Pronouns :
Explanations in Malagasy  4  Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1]
Explanations in English  5  that [1.2#289, 1.7]
6  this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person [1.2#289]
Explanations in French  7  ce, cet, cette [1.3#280, 1.8]
8  celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3#280]
Compound words 
Tables and plates  12  All the pronouns
13  All the pronouns

Updated on 2023/11/07