|
|
|
|

Entry1  fahiny
Elementary words  2  faha, iny
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ [1.1]
Explanations in English  5  [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [1.2]
Analogs  6  taloha, ela be, fahataloha, fahizany, fahagola, fahagolan-tany, tany ambadik' Imanareza
Tables and plates  7  All the adverbs

Anagrams  8  fahiny, fanihy, fihany, hanify

Updated on 2023/10/17