|
|
|
|

Entry1  fahagola
Elementary words  2  faha, gola
Part of speech  3  adjective or adverb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola
5  [1.13] taloha, fahiny
Explanations in English  6  [1.2#146] anciently, in former times.
ancient, very ancient
7  [1.7] in olden times
Explanations in French  8  [1.8] anciennement
9  [1.13] archaïque
Examples  10  Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [2.508]
11  Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120]
12  Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235]
Vocabulary  13  Time
Morphology 
14  Simple :
Synonyms  15  fahagolantany
Analogs  16  fahiny
Compound words 
Article  19  Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/10