Entry | 1 ireny |
Root | 2 iny |
Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny |
Explanations in English |
5 [1.7] those (in sight); plur. of iny and io |
Explanations in French |
6 [1.8] ceux-là (visibles) |
Compound words |
|
Tables and plates |
8 All the pronouns |
Anagrams | 9 ireny, niery |
Updated on 2023/01/21 |