|
|
|
|

Entry1  ireny
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny
Explanations in English  4  [1.7] those (in sight); plur. of iny and io
Explanations in French  5  [1.8] ceux-là (visibles)
Root  6  iny
Compound words 
Tables and plates  8  All the pronouns

Anagrams  9  ireny, niery

Updated on 2025/01/21