|
|
|
|

Entry1  hena velona aho nandre izany
Elementary words  2  hena, velona, aho, mandre, izany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (ny hena vao noraisina dia mihararetra kely): enti-milaza fa nangovitra iray ihany ny tena nandre izany

Updated on 2024/12/07