Entry | 1 hena velona aho nandre izany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (ny hena vao noraisina dia mihararetra kely): enti-milaza fa nangovitra iray ihany ny tena nandre izany |
Elementary words | 4 hena, velona, aho, mandre, izany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |