Entry (1/6) | 1 hena- |
Part of speech | 2 morphological form of henatra |
Entry (2/6) | 3 hena |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany Fery Teny misy ifandraisany: atidohan-kena, atin-kena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matom-perin-kisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vain-droroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena |
Explanations in English |
6 [1.7] meat, esp. beef |
Explanations in French |
7 [1.8] viande, viande de boeuf |
Examples |
8 Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. [2.470] |
Vocabulary |
9 Economy: food |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 81 Proverbs containing the word hena |
Entry (3/6) | 82 hena |
Part of speech | 83 noun |
Explanations in Malagasy |
84 [1.1] Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha |
Explanations in French |
85 [1.3] diminution, amoindrissement |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Phytonyms |
|
Entry (4/6) | 94 heña |
Part of speech | 95 noun |
Explanations in Malagasy |
96 [1.78] [Tambahoaka]
tantely mifindra |
Entry (5/6) | 97 heña |
Part of speech | 98 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
99 [1.78] [Taisaka]
hankaiza |
Entry (6/6) | 100 hena |
Part of speech | 101 noun |
Explanations in French |
102 [1.196] (dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance). Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants. [Bara]
|
Vocabulary |
103 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 105 |
Updated on 2025/01/28 |