Entry | 1 hena ratsy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina |
Examples |
4 [2.857#] Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. |
Elementary words | 5 hena, ratsy |
Synonyms | 6 henam-paty |
Anagrams | 7 hasetrany, hatresany, hena ratsy, hitserana, itresahan, nasehatry, nisehatra, nitresaha, tresahina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |