Entry | 1 ahena |
Root | 2 hena |
Part of speech | 3 passive verb |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho 6 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] |
Explanations in English |
7 to be lessened, to be diminished. [1.2] 8 to be lessened, to be reduced [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie [1.8] 10 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
Examples |
11 Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo? [2.270#] |
Morphology |
|
Anagrams | 16 ahena, ehana, hanea, heana |
Updated on 2023/01/19 |