Entry | 1 fihenana |
Root | 2 hena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena? 5 Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ 6 Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka 7 Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ [1.1] |
Explanations in French |
8 chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse [1.13] |
Examples |
9 Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27#] |
Anagrams | 10 fahenina, fihenana, hafenina, hanefany, hanefina, hiafenan, hifanena, nahefany, nahefina |
Updated on 2022/03/20 |