Entry | mihena (hena) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina Mihavitsy: Mihena ny mponina amin' ity tanàna ity Mihafohy: Mihena ny andro amin' ny ririnina Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin' ny kafe Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika Mihalany: Mihena ny volana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To lessen, to shrink, to diminish, to decrease, to reduce, to assuage. [1.2] | ||||||||
To diminish, to become less [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Diminuer, décroître [1.8] | ||||||||
Examples | Dia mahia ny marary, mihena ny bonibony;
[2.48] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | mihenà (hena) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mihena | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | mañehy, mehina, menahy, mihena |
Updated on 2023/01/20 |