Entry | 1 voankena |
Elementary words | 2 voa, hena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny voan' ny omby, izay be mpifady |
Explanations in English |
5 [1.7] beef kidneys |
Explanations in French |
6 [1.8] rognon de boeuf |
Examples |
7 hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny. [2.298#] 8 Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245#] |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word voankena |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |