Entry (1/3) | 1 fanangana |
Root | 2 tsangana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby |
Vocabulary |
5 Zoology: (in general) |
Synonyms | 6 fanangany |
Entry (2/3) | 7 fanangana |
Root | 8 tsangana |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fomba entina manangana |
Entry (3/3) | 11 fanangana |
Root | 12 tsangana |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny |
Anagrams | 15 fanangana, fanganana |
Updated on 2020/07/31 |