Entry | 1 vorivorinkena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny |
Explanations in English |
4 [3.1] omasum |
Explanations in French |
5 [3.1] omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] |
Examples |
6 [2.69#] vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) |
Elementary words | 8 vorivory, hena |
Synonyms | 9 vorivoriny |
Analogs | 10 masontantely, vahindrorohany, vavoninkena |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word vorivorinkena |
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/12 |
![]() |