|
|
|
|

Entry1  mandre
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao
Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody
Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilantsofina, mampandrysofina, mihainovilana, mitainoilany, tailampandrenesana
Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsintadiny, mamonosofina, manarysioka, manaohenoyizanyryhazondamosiko, mafysofina, mafytadiny, lalodalovana, dontosofina, domelina, karenina, marenina
Explanations in English  4  [1.7] to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell
Explanations in French  5  [1.3] entendre, apprendre, sentir
6  [1.8] entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat
Examples  7  [2.117#] Tsy mandre mihitsy anie aho e!
8  [2.69#] Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie!
9  [2.298#] Faly aho raha mandre izany teninareo izany.
Vocabulary  10  Biology
Root  11  re
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Synonyms  16  mahare
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mandre

Updated on 2025/02/02