|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahare
Root  2  re
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mafy: Ataovo maharè ny hira [Taisaka] [1.78]
5  (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
6  Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [1.1]
Explanations in English  7  to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses (except vision) [1.7]
Explanations in French  8  entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mahare

Entry (2/2)14  mahare
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16  haingam-pandeha [Taisaka] [1.78]

Anagrams  17  hamera, harame, mahare

Updated on 2023/01/20