|
|
|
|

Entry (1/5)1  re
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Heno: Renao ve izany vorona mihira izany?
4  Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto.
5  Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy.
6  Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1]
Explanations in English  7  heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7]
Explanations in French  8  entendu [1.3, 1.8]
9  appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
10  perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8]
Examples  11  Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606]
12  Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895]
13  Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472]
14  reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470]
15  Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
Synonyms  23  reny
Compound words 
Proverbs  31  Proverbs containing the word re

Entry (2/5)32  re
Part of speech  33  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  34  Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1]
Examples  35  Nahoana re no anton'izany? [2.324]
36  Aoka re, anaka. [2.470]
Compound words 

Entry (3/5)40  ~re~
Part of speech  41  infix [Full list]
Explanations in French  42  infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12]

Entry (4/5)43  re    
Part of speech  44  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  45  Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Vocabulary  46  Music: (in general)
Analogs  47  do, mi, fa, sol, la, si
Illustrations 
48 

Entry (5/5)49  Re    
Part of speech  50  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  51  Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  52  Rhenium. [3.1]
Explanations in French  53  Rhénium. [3.1]
Vocabulary  54  Chemistry
Tables and plates  55  Periodic Table

Updated on 2024/09/07