|
|
|
|

Entry (1/2)1  si    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony [1.1]
Vocabulary  4  Music: (in general)
Analogs  5  do, re, mi, fa, sol, la
Illustrations 

Entry (2/2)7  Si    
Part of speech  8  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  9  Singa mivaingana, faha-14 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  10  Silicon. [3.1]
Explanations in French  11  Silicium. [3.1]
Vocabulary  12  Chemistry
Tables and plates  13  Periodic Table

Updated on 2024/09/07