Entry (1/5) | 1 do |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-bibilava makadiry |
Explanations in French |
4 [1.82] [Taisaka]
espèce de grand serpent 5 [1.54] espèce de boa |
Vocabulary |
6 Zoology: reptiles, amphibians |
Synonyms | 7 akoma, ankoma |
Compound words |
|
Entry (2/5) | 9 do |
Part of speech | 10 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Taisaka]
habokana boka tsy manana rantsana (tanana na tongotra) intsony |
Explanations in French |
12 [1.82] [Taisaka]
lépreux qui a perdu les doigts et les orteils |
Vocabulary |
13 Health |
Entry (3/5) | 14 do~ |
Part of speech | 15 prefix [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza toetra mifandray amin' ny hevitry ny fototeny voalohany: Dorehitra (rehitra) |
Explanations in French |
17 [1.12] Préfixe qui distingue les racines primaires des racines secondaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra |
Entry (4/5) | 18 do |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in English |
20 [1.17] to do: manao, mahefa, mahavita |
Entry (5/5) | 21 do |
Part of speech | 22 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Ny feo voalohany na ambany indrindra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama |
Vocabulary |
24 Music: (in general) |
Analogs | 25 re, mi, fa, sol, la, si |
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/26 |