Entry (1/2) | 1 mahefa |
Root | 2 efa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e! Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa |
Explanations in French |
5 [1.3#119] pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer |
Examples |
6 rariny raha misy mahefa ny adidiny; [1.318] 7 koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [2.69] 8 Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [2.895] |
Morphology |
|
Other spellings | 13 mahaefa |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mahefa |
Entry (2/2) | 18 mahefà |
Root | 19 efa |
Part of speech | 20 imperative of active verb mahefa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/21 |