Entry (1/13) | 1 la |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà). 4 Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. 5 fandavana [Taisaka] [1.78] 6 mandà, miodina [Bara] [1.78] 7 tsy fetezana hanao, tohitra [1.1] |
Explanations in English |
8 root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [1.2] |
Explanations in French |
9 refus, reniement, renoncement, rejet, négation [1.3] 10 refus [1.5] 11 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [1.8] 12 action de nier, de refuser [1.14] |
Explanations in Italian |
13 rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato 14 rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono 15 negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita [1.18] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/13) | 22 la |
Part of speech | 23 conjunction [Full list] |
Explanations in French |
24 si [Tanala]
[1.6] |
Entry (3/13) | 25 la |
Part of speech | 26 article [Full list] |
Explanations in Malagasy |
27 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany! [1.10] 28 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? [1.10] |
Entry (4/13) | 29 la |
Part of speech | 30 adjective |
Explanations in Malagasy |
31 tonta (fiasana), mihintsana (volo) [Taisaka]
[1.78] |
Entry (5/13) | 32 la- |
Part of speech | 33 particule [Full list] |
Explanations in Malagasy |
34 ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets. [1.10] |
Entry (6/13) | 35 là |
Part of speech | 36 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
37 ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [1.4] |
Explanations in French |
38 any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible 39 àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [1.8] 40 ao, tao, ho ao: là (pas visible) [1.8] 41 eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [1.8] 42 indry: voilà! là! [1.8] 43 injao: là! (tout près) [1.8] |
Entry (7/13) | 44 la |
Part of speech | 45 article [Full list] |
Explanations in Malagasy |
46 ny: La lune (Ny volana) [1.4] |
Analogs | 47 le, les |
Entry (8/13) | 48 la |
Part of speech | 49 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
50 izy/,>, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) [1.4] |
Analogs | 51 le, les |
Entry (9/13) | 52 là |
Part of speech | 53 adverb [Full list] |
Explanations in Italian |
54 eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano) [1.18] |
Entry (10/13) | 55 la |
Part of speech | 56 article [Full list] |
Explanations in Italian |
57 ny [1.18] |
Entry (11/13) | 58 la |
Part of speech | 59 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
60 Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] 61 laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [1.10] |
Vocabulary |
62 Music: (in general) |
Analogs | 63 do, re, mi, fa, sol, si |
Illustrations |
|
Entry (12/13) | 65 La |
Part of speech | 66 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
67 Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
68 Lanthanum. [3.1] |
Explanations in French |
69 Lanthane. [3.1] |
Vocabulary |
70 Chemistry |
Tables and plates |
71 Periodic Table |
Entry (13/13) | 72 LA |
Part of speech | 73 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
74 Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] 75 Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] |
Vocabulary |
76 Geography: towns |
Illustrations |
|
Updated on 2024/09/07 |