Entry (1/9) | 1 any |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka. Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? |
Explanations in English |
4 [1.2] there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. 5 [1.7] there, fairly far away not visible; |
Explanations in French |
6 [1.82] [Taisaka]
[añy] là-bas, à, vers 7 [1.8] là, à une certaine distance, pas visible |
Explanations in Italian |
8 [1.18] in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. |
Examples |
9 Tsy hijanona ela any aho. [2.472] 10 ka any Antsirabe no haleha. [2.324] |
Morphology |
|
Analogs | 14 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Compound words |
|
Entry (2/9) | 38 any |
Part of speech | 39 adverb [Full list] |
Explanations in English |
40 [1.7] prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants |
Explanations in French |
41 [1.8] préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (3/9) | 60 any |
Part of speech | 61 preposition [Full list] |
Explanations in English |
62 [1.2] belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. |
Compound words |
|
Entry (4/9) | 66 any |
Part of speech | 67 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
68 [1.1] Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana: -- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro -- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any |
Explanations in English |
69 [1.2] used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. |
Compound words |
|
Entry (5/9) | 73 any |
Part of speech | 74 noun |
Explanations in Malagasy |
75 [1.1] Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana |
Explanations in English |
76 [1.2] Ira is used in the provinces. |
Explanations in French |
77 [1.3#48] ourdissage de la trame |
Derivatives |
|
Entry (6/9) | 82 any |
Part of speech | 83 passive verb |
Explanations in Malagasy |
84 [1.78] [Taisaka]
atao, inoana |
Explanations in French |
85 [1.82] [Taisaka]
qu'on fait, qu'on croit |
Morphology |
|
Entry (7/9) | 90 añy |
Part of speech | 91 noun |
Explanations in Malagasy |
92 [1.78] [Taisaka]
rivotra |
Explanations in French |
93 [1.82] [Taisaka]
vent |
Vocabulary |
94 Meteorology |
Entry (8/9) | 95 any |
Part of speech | 96 Unspecified |
Explanations in French |
97 [1.82] [Taisaka]
qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) |
Vocabulary |
98 Health |
Compound words |
|
Entry (9/9) | 101 any |
Part of speech | 102 pronoun [Full list] |
Explanations in English |
103 [1.17] na iza na iza, na inona na inona; izay misy |
Anagrams | 104 |
Updated on 2025/01/21 |