|
|
|
|

Entry1  ampihimamba
Elementary words  2  any, fihi-mamba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra
Explanations in French  5  [1.13, 1.5#117] monopole
Examples  6  nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty! [2.296#]
7  Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana. [4.27#]
Vocabulary  8  Economy: finances, management
Compound words 

Updated on 2023/11/20