|
|
|
|

Entry (1/2)1  anindrana
Elementary words  2  any, indrana
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  jereo indrana [1.1]
Explanations in English  5  in the coastal regions [1.7]
Explanations in French  6  dans les régions côtières [1.8]
Examples  7  Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux. [2.113#]
8  Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285#]
9  Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298#]

Entry (2/2)10  añindraña
Part of speech  11  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  12  an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana [Betsimisaraka] [1.78]
13  [añindrana] anila, ankila [Bezanozano] [1.78]

Anagrams  14  anandrany, anandrina, anindrana, añindraña, nandairan, nandraina, nandriana, niandrana

Updated on 2023/02/21