Entry (1/3) | 1 indrana |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy. [1.1] |
Explanations in English |
4 borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.] [1.2] 5 the article to be returned 6 borrowed [1.7] |
Explanations in French |
7 ce qu'on a emprunté 8 emprunté [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 13 indramaso, indrambity, indrambolondoha, indranorona, indrantsomotra |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 16 indrana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in English |
18 the outer edges [1.7] |
Explanations in French |
19 les bords extérieurs [1.8] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 22 indrana |
Part of speech | 23 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
24 [indraña] iry [Tambahoaka]
[1.78] 25 iry [Bezanozano] [1.78] |
Anagrams | 26 andrain, andrian, andrina, anindra, iandran, indrana, nandrai, nandray, nandria, naridan, Narinda, Ndriana, niadran, niandra, niradan |
Updated on 2020/07/31 |