|
|
|
|

Entry1  indramina
Root  2  indrana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany
Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo
Explanations in English  5  [1.2] used of the thing which is to be borrowed.
6  [1.7] to be borrowed; cf. sambotra
Explanations in French  7  [1.8] qu'on a emprunté
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word indramina

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21