Entry | 1 atsy |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy |
Explanations in English |
4 [1.7] here (not in sight) |
Explanations in French |
5 [1.3#66] là, à une certaine distance 6 [1.8] ici, là (pas visible) |
Examples |
7 Mandehana mividy atsy amin-dRasolo [2.332#29] 8 Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay [2.245] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 13 aty, ato, ao, atsy, atsikitra, any, aroa, ary, ety, eto, eo, etsy, etsikitra, eny, eroa, ery |
Compound words |
|
Titles | 19 Atsy ary (Manifatra Venance) |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |