|
|
|
|

Entry (1/5)1  eny
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao...
Explanations in English  4  [1.7] there, not too far away (in sight);
Explanations in French  5  [1.82] [Taisaka] [eñy] là-bas, vers, à
6  [1.8] là-bas, pas bien loin, visible
Examples  7  Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
Derivatives 
10  Active verbs :
Analogs  11  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Entry (2/5)15  eny
Part of speech  16  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia
Explanations in English  18  [1.7] yes
Explanations in French  19  [1.8] oui
Examples  20  eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5]
Synonyms  21  eka, ekany, ia
Compound words 
Titles  23  Eny, alina (Randja Zanamihoatra)

Entry (3/5)24  eñy
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  [1.78] [Taisaka] fijanonana
Derivatives 
27  Passive verbs :
Proverbs  28  Proverbs containing the word eñy

Entry (4/5)29  eny
Part of speech  30  adjective
Explanations in French  31  [1.82] [Taisaka] six

Entry (5/5)32  eny
Part of speech  33  noun
Explanations in French  34  [1.196] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [Merina]
Vocabulary  35  Botany

Anagrams  36 

Updated on 2025/01/21