Entry | 1 mankeny |
Root | 2 eny |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha eny: Mankeny an-tsena izahay isan' andro [1.1] |
Explanations in English |
5 to go there (quite near, in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 aller là (pas bien loin, visible) [1.8] |
Examples |
7 Teny Anosibe, amin' ny lalana mankeny Fenoarivo, no nahitana trano lehibe iray mitafo tanimanga, biriky madio ivelany. [2.470] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |