Entry | 1 eroa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 ary [Bara]
[1.78] 4 Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Explanations in English |
5 there far away (in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 là bien loin, visible [1.8] |
Examples |
7 Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [2.324] 8 Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 13 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Compound words |
|
Anagrams | 18 aore, -areo, erao, eroa, orea |
Updated on 2023/08/03 |