Entry | 1 mankeroa |
Root | 2 eroa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha, manatona eroa: Variana aho mijery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa [1.1] |
Explanations in English |
5 to go there (far away, in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 aller là-bas, (loin, visible) [1.8#53] |
Examples |
7 Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. [2.996] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mankeroa, manorake |
Updated on 2023/01/20 |