|
|
|
|

Entry1  etsy
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
Explanations in English  4  [1.7] here close by (in sight)
Explanations in French  5  [1.3#132] là, près, non loin, mais en un lieu déterminé
6  [1.8] ici bien près, visible
Examples  7  Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66]
8  Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#]
9  Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Names :
Other spellings  15  etsy
Synonyms  16  etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra
Analogs  17  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Anagrams  22  etsy, itse, sety, tesy

Updated on 2023/08/21