|
|
|
|

Entry1  etsy ange
Elementary words  2  etsy, ange
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [1.1]
Explanations in English  5  come here; listen [1.7]
Explanations in French  6  écoute un peu, viens ici [1.3]
7  viens ici [1.8]
Examples  8  Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [2.499#19]

Anagrams  9  aingetse, etsy ange

Updated on 2023/08/21