|
|
|
|

Entry1  eny ho eny
Elementary words  2  eny, ho
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny

Updated on 2024/12/07